Proverbs 10:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mandeha tsy misy tsiny no mandeha tsy manana ahiahy, fa izay maniasia amin’ny alehany dia fantatra ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mandeha tsy manan-tsiny no mandeha matoky; fa izay maniasia lalana, ho fantatra eny ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mizotra ho olom-banona no mizotra amim-pitokiana; fa izay manan-toetra miolikolika kosa hiharan-doza.
Malagasy Bible 1865
Izay mandeha tsy misy tsiny no mandeha matoky; Fa izay maniasia amin'ny alehany dia fantatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mandeha tsy misy tsiny no mandeha tsy manana ahiahy, fa izay maniasia amin’ny alehany dia fantatra ihany.
malagasy
Izay mandeha tsy misy tsiny no mandeha matoky; Fa izay maniasia amin'ny alehany dia fantatra.