Proverbs 11:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny kavina volamena eo amin’ny oron-kisoa ny vehivavy tsara tarehy nefa tsy manam-pahendrena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny kavim-bolamena eo amin’ny oron-kisoa, ny vehivavy tsara tarehy tsy ampy saina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hatsaran-tarehin’ny vehivavy tsy misaina dia toy ny kavim-bolamena eo amin’ny oron-kisoa.
Malagasy Bible 1865
Toy ny kavim-bolamena eo amin'ny oron-kisoa Ny vehivavy tsara tarehy tsy manam-pahendrena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny kavina volamena eo amin’ny oron-kisoa ny vehivavy tsara tarehy nefa tsy manam-pahendrena.
malagasy
Toy ny kavim-bolamena eo amin'ny oron-kisoa Ny vehivavy tsara tarehy tsy manam-pahendrena.[Na: efa niala tamin'ny fahendrena]