Proverbs 11:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha maty ny ratsy fanahy dia levona ny fanantenany, eny, foana izay nantenainy tamin’ny heriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa maty ny ratsy, foana ny fanantenany; ary levona ny fanantenan’ny mpanao ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty ny olon-dratsy, dia miara-maty aminy koa ny fanantenany, indrindra fa izay nankininy tamin’ny harena.
Malagasy Bible 1865
Raha maty ny ratsy fanahy, dia foana ny fanantenany, Eny, foana ny fanantenan'ny mpanao ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha maty ny ratsy fanahy dia levona ny fanantenany, eny, foana izay nantenainy tamin’ny heriny.
malagasy
Raha maty ny ratsy fanahy, dia foana ny fanantenany, Eny, foana ny fanantenan'ny mpanao ratsy. [Na: mahery]