Proverbs 11:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’ny mpihatsaravelatsihy no animbany ny namany, fa ny fahalalana no hanafahana ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tsy mivavaka manomana ny fandringanana ny namany, amin’ny vavany; fa ny marina dia hovonjena amin’ny fahaizana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpandà an’Andriamanitra dia manimba namana amin’ny teniny; fa ny fahalalana kosa no hanafahana ny olo-marina.
Malagasy Bible 1865
Ny vavan'ny mpihatsaravelatsihy no animbany ny namany; Fa ny fahalalana no hanafahana ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’ny mpihatsaravelatsihy no animbany ny namany, fa ny fahalalana no hanafahana ny marina.
malagasy
Ny vavan'ny mpihatsaravelatsihy no animbany ny namany; Fa ny fahalalana no hanafahana ny marina. [Na: ratsy fanahy][Na: Ny fahalalan'ny marina no hanafahana ny namany]