Proverbs 12:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba mampideradera fahalalana foana ny olon-kendry, fa ny fon’ny adala mamoaka hadalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olo-marina manafina ny fahaizany; fa ny fon’ny adala manely ny fahadalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona malina tsy mampideradera ny fahalalàny; fa ny fon’ireo adala kosa mamoaka hafokana.
Malagasy Bible 1865
Ny olon-kendry tsy mba mampideradera fahalalana foana; Fa ny fon'ny adala mamoaka fahadalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba mampideradera fahalalana foana ny olon-kendry, fa ny fon’ny adala mamoaka hadalana.
malagasy
Ny olon-kendry tsy mba mampideradera fahalalana foana; Fa ny fon'ny adala mamoaka fahadalana.[Heb. manafina fahalalana]