Proverbs 12:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Adaraboka ny ratsy fanahy ka tsy misy intsony, fa haharitra ny tranon’ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao mihodina indray mandeha ny ratsy fanahy, dia tsy eo intsony; fa mijoro hatrany kosa, ny ankohonan’ny marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha miongana ny olon-dratsy, dia tsy misy tafajanona; fa ny ankohonan’ny olo-marina kosa maharitra hatrany.
Malagasy Bible 1865
Haringana ny ratsy fanahy ka tsy ho ao intsony; Fa ny mpianakavin'ny marina haharitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Adaraboka ny ratsy fanahy ka tsy misy intsony, fa haharitra ny tranon’ny marina.
malagasy
Haringana ny ratsy fanahy ka tsy ho ao intsony; Fa ny mpianakavin'ny marina haharitra.[Na: Vetivety foana dia tsy ao intsony ny ratsy fanahy]