Proverbs 13:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manamavo ny teny dia ho voasingony, fa izay matahotra ny didy no hahazo valim-pitia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manary tena izay manamavo ny teny; fa hahazo valisoa kosa, izay manaja ny didy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamery tena izay manamavo ny teny; fa hahazo valisoa kosa izay manaja ny didy.
Malagasy Bible 1865
Izay manamavo ny teny ho voasingony; Fa izay matahotra ny didy no hahazo valim-pitia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manamavo ny teny dia ho voasingony, fa izay matahotra ny didy no hahazo valim-pitia.
malagasy
Izay manamavo ny teny ho voasingony; Fa izay matahotra ny didy no hahazo valim-pitia.[Na: mahavery tena]