Proverbs 13:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Idiran-doza ny iraka ratsy fanahy, fa ny iraka mahatoky dia mitondra fanasitranana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny iraka ratsy fanahy idiran-doza, fa ny iraka mahatoky kosa, ahazoam-panasitranana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny iraka ratsy fanahy dia mampidi-doza; fa ny masoivoho mahatoky kosa manarin-javatra.
Malagasy Bible 1865
Ny iraka ratsy fanahy idiran-doza; Fa ny iraka mahatoky dia famelombelomana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Idiran-doza ny iraka ratsy fanahy, fa ny iraka mahatoky dia mitondra fanasitranana.
malagasy
Ny iraka ratsy fanahy idiran-doza; Fa ny iraka mahatoky dia famelombelomana.[Na: fanasitranana]