Proverbs 13:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamin’ny fo ny faniriana tanteraka, fa fahavetavetana ho an’ny adala ny hiala amin’ny ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny faniriana tanteraka, maharavoravo ny fo; ary ny miala amin’ny ratsy mahatsiravina ny adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fifaliam-panahy ny firarian-tsoa izay tanteraka; maharikoriko ireo adala kosa ny hiala amin’ny ratsy.
Malagasy Bible 1865
Mamin'ny fo ny faniriana tanteraka; Fa fahavetavetana eo imason'ny adala ny hiala amin'ny ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamin’ny fo ny faniriana tanteraka, fa fahavetavetana ho an’ny adala ny hiala amin’ny ratsy.
malagasy
Mamin'ny fo ny faniriana tanteraka; Fa fahavetavetana eo imason'ny adala ny hiala amin'ny ratsy. [Na: efa mitranga]