Proverbs 13:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany, fa izay tia zanaka dia tsy misalasala manitsy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy tia anaka izay mitsitsy ny tsora-kazony; fa ny tia azy, mamay azy malaky.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay tsy mba mikapoka an-janany tsy tia azy; fa izay tia azy kosa tsy misalasala manafay azy.
Malagasy Bible 1865
Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany; Fa izay tia zanaka dia manafay azy, raha mbola kely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany, fa izay tia zanaka dia tsy misalasala manitsy azy.
malagasy
Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany; Fa izay tia zanaka dia manafay azy, raha mbola kely.Ny marina mihinana ka voky tsara; Fa noana ny kibon'ny ratsy fanahy.