Proverbs 13:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahazavan’ny marina dia feno fifaliana, fa ny jiron’ny ratsy fanahy ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahazavan’ny marina, mamiratra mahafinaritra; fa ny jiron’ny ratsy fanahy kosa, mitsilopilopy ho faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olo-marina dia toy ny hazavana tsara famiratra; fa ny olon-dratsy kosa dia toy ny jiro efa ho faty.
Malagasy Bible 1865
Ny fahazavan'ny marina dia tsara firehitra; Fa ny jiron'ny ratsy fanahy ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahazavan’ny marina dia feno fifaliana, fa ny jiron’ny ratsy fanahy ho faty.
malagasy
Ny fahazavan'ny marina dia tsara firehitra; Fa ny jiron'ny ratsy fanahy ho faty.[Heb. mifaly]