Proverbs 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahendren’ny vehivavy dia manangana ny tranony, fa ny fahadalana kosa mandrava ny tranony amin’ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vehivavy hendry, manorina ny tranony; ny vehivavy adala kosa, mandrava azy amin’ny tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahendren’ny vehivavy no mahamafy tokantrano; fa ny fahadalàny kosa maharava izany.
Malagasy Bible 1865
Ny vehivavy hendry dia samy manao ny tranony; Fa ny adala kosa mandrava ny tranony amin'ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahendren’ny vehivavy dia manangana ny tranony, fa ny fahadalana kosa mandrava ny tranony amin’ny tanany.
malagasy
Ny vehivavy hendry dia samy manao ny tranony; Fa ny adala kosa mandrava ny tranony amin'ny tànany.[Heb. fahendren'ny vehivavy][Heb. fahadalana]