Proverbs 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Matahotra ny hendry ka mivily tsy ho amin’ny ratsy, fa ny adala dia fatra-pirehareha ka matokitoky foana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hendry matahotra, ka mivily tsy ho amin’ny ratsy; ny adala kosa mitroatra sy matokitoky foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matahotra ny ratsy ny hendry ka mivily miala aminy, fa misafoaka kosa ny adala satria matoky tena loatra.
Malagasy Bible 1865
Ny hendry matahotra ka mivily tsy ho amin'ny ratsy; Fa ny adala fatra-pirehareha ka matokitoky foana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Matahotra ny hendry ka mivily tsy ho amin’ny ratsy, fa ny adala dia fatra-pirehareha ka matokitoky foana.
malagasy
Ny hendry matahotra ka mivily tsy ho amin'ny ratsy; Fa ny adala fatra-pirehareha ka matokitoky foana.[Na: misafoaka]