Proverbs 14:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny kely saina dia handova fahadalana, fa ny mahira-tsaina dia mahazo ny fahalalana ho satroboninahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hadalana no anjaran’ny kely saina. Ary satroboninahitra no azon’ny malina amin’ny fahaizany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anjaran’ny kely saina dia fahadalana, fa ny voninahitry ny misaina kosa dia fahalalana.
Malagasy Bible 1865
Ny kely saina dia handova fahadalana; Fa ny mahira-tsaina mahazo ny fahalalana ho satro-boninahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny kely saina dia handova fahadalana, fa ny mahira-tsaina dia mahazo ny fahalalana ho satroboninahiny.
malagasy
Ny kely saina dia handova fahadalana; Fa ny mahira-tsaina mahazo ny fahalalana ho satro-boninahiny.[Na: mandray fahalalana]