Proverbs 14:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mivily lalana va izay misaina hanao ratsy? Fa famindrampo sy fahamarinana no ho an’izay misaina hanao ny tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy maniasia va ry zareo mamoron-tsain-dratsy? ary moa tsy fanambinana amam-pahamarinana kosa va no ho an’izay mihevitra ny soa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maniasia ny olona mikasa hanao ratsy; fa fitiavana sy fihavanana kosa no ho hitan’izay mikasa hanao soa.
Malagasy Bible 1865
Tsy mivily va izay manao asa ratsy? Fa famindram-po sy fahamarinana no ho an'izay manao asa tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mivily lalana va izay misaina hanao ratsy? Fa famindrampo sy fahamarinana no ho an’izay misaina hanao ny tsara.
malagasy
Tsy mivily va izay manao asa ratsy? Fa famindram-po sy fahamarinana no ho an'izay manao asa tsara. [Na: misaina ny][Na. misaina ny]