Proverbs 14:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roahina ny ratsy fanahy noho ny haratsiany; ny marina kosa dia matoky na dia eo anoloan’ny fahafatesany aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ratsy fanahy azeran’ny faharatsiany; ny marina kosa matoky hatrany am-pahafatesana aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ratsy ataon’ny olon-dratsy no mahavery azy; fa ny olo-marina kosa matoky satria tsy manan-tsiny.
Malagasy Bible 1865
Ny ratsy fanahy azera noho ny haratsiany; Fa ny marina matoky, na dia mby ao amin'ny fahafatesana aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roahina ny ratsy fanahy noho ny haratsiany; ny marina kosa dia matoky na dia eo anoloan’ny fahafatesany aza.
malagasy
Ny ratsy fanahy azera noho ny haratsiany; Fa ny marina matoky, na dia mby ao amin'ny fahafatesana aza.[Na: roahina]