Proverbs 14:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manandratra ny firenena ny fahamarinana, fa ny ota kosa dia henatra ho an’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahamarinana manandratra ny firenena; ny fahotana kosa fahafaham-baraka amin’ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahamarinana manandratra avo ny firenena; fa ny fahotana kosa dia henatra ho an’ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Ny fahamarinana manandratra ny firenena; Fa ny ota kosa dia fahafaham-baraka amin'ny olona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manandratra ny firenena ny fahamarinana, fa ny ota kosa dia henatra ho an’ny olona.
malagasy
Ny fahamarinana manandratra ny firenena; Fa ny ota kosa dia fahafaham-baraka amin'ny olonaNy fankasitrahan'ny mpanjaka dia amin'ny mpanompo hendry; Fa ny fahatezerany kosa amin'ny manao izay mahamenatra.