Proverbs 14:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy misy omby dia foana ny fihinanam-bilona, fa be ny fitomboan-karena azo avy amin’ny herin’ny omby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay tsy misy omby, foana fihinanam-bilona; fa ny herin’ny omby ahazoan-tombony betsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy misy omby, dia foana ny efitrano fitahirizam-bary. Fa ny omby matanjaka no mampahazo vokatra betsaka.
Malagasy Bible 1865
Raha tsy misy omby, dia foana ny fihinanam-bilona; Fa be ny fitomboan-karena azo amin'ny herin'ny omby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy misy omby dia foana ny fihinanam-bilona, fa be ny fitomboan-karena azo avy amin’ny herin’ny omby.
malagasy
Raha tsy misy omby, dia foana ny fihinanam-bilona; Fa be ny fitomboan-karena azo amin'ny herin'ny omby.[Heb. madio]