Proverbs 14:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ihomehezan’ny adala ny heloka nataony, fa ao amin’ny olo-marina no misy ny fahatsaram-panahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny adala mihomehy ny ota; fa ao amin’ny olo-mahitsy fo no misy fanehoam-pitiavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy miraharaha izay hanonitra fahadisoana ny adala; fa ny olo-mahitsy ihany no mahatsapa fahafaham-po.
Malagasy Bible 1865
Ny adala ihomehezan'ny fanati-panonerana; Fa ao amin'ny marina no misy fankasitrahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ihomehezan’ny adala ny heloka nataony, fa ao amin’ny olo-marina no misy ny fahatsaram-panahy.
malagasy
Ny adala ihomehezan'ny fanati-panonerana; Fa ao amin'ny marina no misy fankasitrahana.[Na: Ihomehezan'ny adala ny heloka]