Proverbs 15:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fitoeran’ny maty sy ny fandringanana aza dia miharihary eo anatrehan’NY TOMPO, koa mainka ny fon’ny zanak’olombelona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Seoly sy ny hantsana miharihary eo anatrehan’i Iaveh: ka mainka ny fon’ny zanak’olombelona!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatry ny TOMPO na dia izay miseho any amin’ny toeran’ny maty aza; koa mainka fa ny ao am-pon’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ny fiainan-tsi-hita sy ny fandringanana aza dia miharihary eo anatrehan'i Jehovah, Koa mainka ny fon'ny zanak'olombelona!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fitoeran’ny maty* sy ny fandringanana aza dia miharihary eo anatrehan’NY TOMPO, koa mainka ny fon’ny zanak’olombelona!
malagasy
Ny fiainan-tsi-hita sy ny fandringanana aza dia miharihary eo anatrehan'i Jehovah, Koa mainka ny fon'ny zanak'olombelona![Heb. Sheola]