Proverbs 15:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lalan’aina ho any ambony no alehan’ny hendry hanalavirany ny fitoeran’ny maty any ambany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hendry mizotra lalan’aina miakatra ho any ambony; mba hivily tsy hankany amin’ny Seoly izay any ambany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lala-miakatra ho amin’ny fiainana no alehan’ny hendry ka idifiany ny toeran’ny maty any ambany.
Malagasy Bible 1865
Làlan'aina ho any ambony no alehan'ny hendry, Hanalavirany ny fiainan-tsi-hita any ambany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lalan’aina ho any ambony no alehan’ny hendry hanalavirany ny fitoeran’ny maty any ambany,
malagasy
Làlan'aina ho any ambony no alehan'ny hendry, Hanalavirany ny fiainan-tsi-hita any ambany,[Heb. Sheola]