Proverbs 15:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahavetavetana eo imason’NY TOMPO ny eritreritra hanao ratsy, fa ny teny mamy dia madio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halan’i Iaveh ny hevi-dratsy; fa madio eo imasony, ny teny maneho fitiavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halan’ny TOMPO ny fikasan-dratsy; fa madio aminy kosa ny teny tsara atao.
Malagasy Bible 1865
Fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny hevi-dratsy; Fa madio ny teny mahafinaritra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahavetavetana eo imason’NY TOMPO ny eritreritra hanao ratsy, fa ny teny mamy dia madio.
malagasy
Fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny hevi-dratsy; Fa madio ny teny mahafinaritra.[Na: Fa ny madio manao]