Proverbs 15:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fijery mamiratra dia mahafaly ny fo ary mamelombelona ny taolana ny filazana soa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fijery maneho fitiavana maharavo ny fo; ny vaovao mahafaly mankatavy ny taolana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny endrika sariaka maharavo ny fo ary ny vaovao mahafaly mamelombelona ny aina.
Malagasy Bible 1865
Ny tarehy miramirana mahafaly ny fo; Ary ny filazan-tsoa mamelombelona ny taolana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fijery mamiratra dia mahafaly ny fo ary mamelombelona ny taolana ny filazana soa.
malagasy
Ny tarehy miramirana mahafaly ny fo; Ary ny filazan-tsoa mamelombelona ny taolana.[Heb. Ny fahazavan'ny maso]