Proverbs 15:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mandà anatra dia manao tsinontsinona ny tenany, fa izay mihaino fananarana no mahazo fahalalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mandà anatra manamavo ny fanahiny; fa izay mihaino fananarana mahazo ny fahendrena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mandà anatra manamavo ny tenany, fa izay mihaino tsikera mahazo fahalalana.
Malagasy Bible 1865
Izay mandà anatra dia manary tena; Fa izay mihaino ny fananarana no mahazo fahalalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mandà anatra dia manao tsinontsinona ny tenany, fa izay mihaino fananarana no mahazo fahalalana.
malagasy
Izay mandà anatra dia manary tena; Fa izay mihaino ny fananarana no mahazo fahalalana.Ny fahatahorana an'i Jehovah dia fananarana mampahahendry; Ary ny fanetren-tena mialoha ny fisandratana.