Proverbs 15:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny teny mampitony dia hazon’aina, fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny teny mora, dia hazon’aina; fa ny vava ratsy, mamaky ny fo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny teny mamy dia mitondra aina; fa ny vava ratsy kosa mandrera-po.
Malagasy Bible 1865
Ny teny malemy dia hazon'aina; Fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny teny mampitony dia hazon’aina, fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy.
malagasy
Ny teny malemy dia hazon'aina; Fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy.[Heb. lela]