Proverbs 16:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fikasan’ny fo no an’ny olona, fa ny famalian’ny lela dia avy amin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mamorona fikasana ao am-po no an’ny olona; fa ny famalian’ny lela dia avy amin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fikasana no an’ny olombelona fa an’ny TOMPO kosa ny teny farany.
Malagasy Bible 1865
Ny fikasan'ny fo no amin'ny olona; Fa ny famalian'ny lela dia avy amin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fikasan’ny fo no an’ny olona, fa ny famalian’ny lela dia avy amin’NY TOMPO.
malagasy
Ny fikasan'ny fo no amin'ny olona; Fa ny famalian'ny lela dia avy amin'i Jehovah.