Proverbs 16:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny teny marina dia eo amin’ny molotry ny mpanjaka ary tsy diso teny izy raha mitsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teny tò no eo amin’ny molotry ny mpanjaka; aoka tsy hanota ny vavany raha mitsara izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teny ombàm-pahefàn’Andriamanitra no ambaran’ny mpanjaka; ka tsy mba diso ny didim-pitsarana avoakany.
Malagasy Bible 1865
Ny teny marina dia eo amin'ny molotry ny mpanjaka, Ary tsy diso teny izy, raha mitsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny teny marina dia eo amin’ny molotry ny mpanjaka ary tsy diso teny izy raha mitsara.
malagasy
Ny teny marina dia eo amin'ny molotry ny mpanjaka, Ary tsy diso teny izy, raha mitsara.