Proverbs 16:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
An’NY TOMPO ny fandanjana sy ny mizana marina, andraikiny avokoa ny vatomizana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy amin’i Iaveh ny mizàna aman-delany mahiratra, asany avokoa ny vato-mizàna amin’ny kitapo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny TOMPO ny mizàna sy lela-mizàna marina; ary asany avokoa ireo vato tsy mandainga ao an-kitapo.
Malagasy Bible 1865
An'i Jehovah ny fandanjana sy ny mizana marina, Avy aminy avokoa ireo vato rehetra an-kitapo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
An’NY TOMPO ny fandanjana sy ny mizana marina, andraikiny avokoa ny vatomizana rehetra.
malagasy
An'i Jehovah ny fandanjana sy ny mizana marina, Avy aminy avokoa ireo vato rehetra an-kitapo.[Heb. Asany]