Proverbs 16:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahavetavetana eo imason’ny mpanjaka ny fanaovan-dratsy, fa fahamarinana no iorenan’ny sezafiandrianana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahavetavetana amin’ny mpanjaka ny manao ratsy; fa ny rariny no iorenan’ny seza fiandrianana mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halan’ny mpanjaka ny fanaovan-dratsy, satria fahamarinana no iorenan’ny sezafiandrianany.
Malagasy Bible 1865
Fahavetavetana eo imason'ny mpanjaka ny fanaovan-dratsy; Fa fahamarinana no iorenan'ny seza fiandrianana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahavetavetana eo imason’ny mpanjaka ny fanaovan-dratsy, fa fahamarinana no iorenan’ny sezafiandrianana.
malagasy
Fahavetavetana eo imason'ny mpanjaka ny fanaovan-dratsy; Fa fahamarinana no iorenan'ny seza fiandrianana.