Proverbs 16:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sitraky ny mpanjaka ny molotra marina ary izay miteny mahitsy no tiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahita sitraka amin’ny mpanjaka, ny molotra marina; ary tiany izay miteny amim-pahatsoram-po.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Filazana ny marina no sitraky ny mpanjaka, ary izay miteny mahitsy no tiany.
Malagasy Bible 1865
Sitraky ny mpanjaka ny molotra marina, Ary izay miteny mahitsy no tiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sitraky ny mpanjaka ny molotra marina ary izay miteny mahitsy no tiany.
malagasy
Sitraky ny mpanjaka ny molotra marina, Ary izay miteny mahitsy no tiany.