Proverbs 16:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahatezeran’ny mpanjaka dia iraky ny fahafatesana, fa ny olon-kendry no mampionona izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iraky ny fahafatesana ny fahatezeran’ny mpanjaka; ny olon-kendry anefa dia mahatony izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahatezeran’ny mpanjaka dia iraka mahafaty; fa ny hendry kosa no manao izay hitonian’izany.
Malagasy Bible 1865
Ny fahatezeran'ny mpanjaka dia iraky ny fahafatesana. Fa ny olon-kendry mampionona izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahatezeran’ny mpanjaka dia iraky ny fahafatesana, fa ny olon-kendry no mampionona izany.
malagasy
Ny fahatezeran'ny mpanjaka dia iraky ny fahafatesana. Fa ny olon-kendry mampionona izany.