Proverbs 16:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny fahamiramiranan’ny tarehin’ny mpanjaka dia misy fiainana, ary ny fankasitrahany dia toy ny rahona amin’ny fararano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampiaina ny fahamiramirànan-tarehin’ny mpanjaka; ary toy ny oran-dohataona ny fanambinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha miran-tava ny mpanjaka, dia mamelombelona aina; ary ny hatsaram-pony dia toa rahona mitondra oram-pararano.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny fahamiramiranan'ny tarehin'ny mpanjaka dia misy fiainana, Ary ny fankasitrahany dia toy ny rahona amin'ny fararano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny fahamiramiranan’ny tarehin’ny mpanjaka dia misy fiainana, ary ny fankasitrahany dia toy ny rahona amin’ny fararano.
malagasy
Amin'ny fahamiramiranan'ny tarehin'ny mpanjaka dia misy fiainana, Ary ny fankasitrahany dia toy ny rahona amin'ny fararano.