Proverbs 16:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny manalavitra ny ratsy no lalamben’ny marina ary izay mitandrina ny alehany no miaro ny ainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny manalavitra ny ratsy no lalam-ben’ny marina; ny mitandrina ny alehany no miaro ny ainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lalan’ny olo-mahitsy midify ny ratsy; izay mitandrina ny alehany no miaro ny ainy.
Malagasy Bible 1865
Ny manalavitra ny ratsy no lalamben'ny marina, Ary izay mitandrina ny alehany no miaro ny ainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny manalavitra ny ratsy no lalamben’ny marina ary izay mitandrina ny alehany no miaro ny ainy.
malagasy
Ny manalavitra ny ratsy no lalamben'ny marina, Ary izay mitandrina ny alehany no miaro ny ainy.[Na: fanahiny]