Proverbs 16:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny mietry miaraka amin’izay manetry tena noho ny mizara babo amin’izay miavonavona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo miara-mietry tena amin’ny madinika, toy izay mira-mizara babo amin’ny mpiavonavona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo manetry tena miaraka amin’ny olona mahantra toy izay mizara babo miaraka amin’ny mpiavonavona.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny malemy fanahy ao amin'izay manetry tena Noho ny mizara babo amin'izay miavonavona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny mietry miaraka amin’izay manetry tena noho ny mizara babo amin’izay miavonavona.
malagasy
Tsara ny malemy fanahy ao amin'izay manetry tena Noho ny mizara babo amin'izay miavonavona.