Proverbs 16:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataon’ny olona ho madio avokoa ny lalana rehetra alehany, fa NY TOMPO no mandanja ny fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Madio eo imason’ny olona ny lalany rehetra; fa i Iaveh ihany no mandanja ny fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona mihevitra ny ataony ho mety avokoa; fa ny TOMPO no mitsara ny toe-panahy manesika azy.
Malagasy Bible 1865
Ataon'ny olona ho madio avokoa ny lalana rehetra alehany; Fa Jehovah ihany no mpandanja ny fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataon’ny olona ho madio avokoa ny lalana rehetra alehany, fa NY TOMPO no mandanja ny fanahy.
malagasy
Ataon'ny olona ho madio avokoa ny lalana rehetra alehany; Fa Jehovah ihany no mpandanja ny fanahy.