Proverbs 16:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mandinika ny teny no hahita soa ary izay matoky NY TOMPO no ho sambatra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahita fahasambarana izay mihaino tsara ny teny; ary sambatra izay mitoky amin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mahay mandini-draharaha no hahita soa; ary izay matoky ny TOMPO no ho sambatra.
Malagasy Bible 1865
Izay mandinika ny teny no hahita soa; Ary izay matoky an'i Jehovah no ho sambatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mandinika ny teny no hahita soa ary izay matoky NY TOMPO no ho sambatra!
malagasy
Izay mandinika ny teny no hahita soa; Ary izay matoky an'i Jehovah no ho sambatra.