Proverbs 16:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay hendry am-po dia lazaina hoe manan-tsaina ary ny teny mamy no mampandroso ny fahalalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay hendry am-po dia antsoina hoe manan-tsaina; ary ny hamamian’ny molotra mampitombo ny fahalalana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay hendry fanomban-javatra no atao hoe manan-tsaina; ary ny teny mamy no maharesy lahatra kokoa.
Malagasy Bible 1865
Izay hendry am-po dia lazaina hoe manan-tsaina, Ary ny hamamian'ny molotra mampandroso fahendrena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay hendry am-po dia lazaina hoe manan-tsaina ary ny teny mamy no mampandroso ny fahalalana.
malagasy
Izay hendry am-po dia lazaina hoe manan-tsaina, Ary ny hamamian'ny molotra mampandroso fahendrena.