Proverbs 16:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Loharanon’aina ny fahazavan-tsaina amin’izay manana izany, fa ny fananarana ataon’ny adala dia fahadalana ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loharanon’aina ho an’izay manana azy ny fahalalana; ary ny sazy ho an’ny adala dia ny fahadalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Loharanom-piainana ho an’izay manana azy ny fahaizana; fa ny hadalàny ihany no manafay ny adala.
Malagasy Bible 1865
Loharanon'aina ny fahazavan-tsaina amin'izay manana izany; Fa ny famaizana ataon'ny adala dia fahadalana ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Loharanon’aina ny fahazavan-tsaina amin’izay manana izany, fa ny fananarana ataon’ny adala dia fahadalana ihany.
malagasy
Loharanon'aina ny fahazavan-tsaina amin'izay manana izany; Fa ny famaizana ataon'ny adala dia fahadalana ihany.