Proverbs 16:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fon’ny hendry dia mahafehy ny fiteniny sady manampy fahendrena eo amin’ny molony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manolo-pahendrena ny vavany, ny fon’ny hendry, sady mampitombo ny fahalalana eo amin’ny molony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hendry mieritreritra aloha vao miteny, ka mahatonga ny teniny haharesy lahatra kokoa.
Malagasy Bible 1865
Ny fon'ny hendry mahahendry ny vavany Sady manampy fahendrena eo amin'ny molony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fon’ny hendry dia mahafehy ny fiteniny sady manampy fahendrena eo amin’ny molony.
malagasy
Ny fon'ny hendry mahahendry ny vavany Sady manampy fahendrena eo amin'ny molony.