Proverbs 16:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahanoanan’ny mpiasa no mampiasa azy; manery azy ny fahazotoany hihinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miasa no an’ny tenany ny mpiasa, fa asesiky ny vavany hanao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hanoanana no mahatonga ny mpiasa hiasa, satria ny fanirian-kanina no manesika azy.
Malagasy Bible 1865
Ny fahanoanan'ny mpiasa dia mampiasa azy, Fa ny tendany no manesika azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahanoanan’ny mpiasa no mampiasa azy; manery azy ny fahazotoany hihinana.
malagasy
Ny fahanoanan'ny mpiasa dia mampiasa azy, Fa ny tendany no manesika azy.[Heb. miasa ho azy][Heb. vavany]