Proverbs 16:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihady lavaka hampidi-doza ny ratsy fanahy sady misy toy ny afo mandoro eo amin’ny molony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza no vononin’ny ratsy fanahy; ary toa afo miredareda no eo amin’ny molony!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mikotrika faharatsiana ny olon-tsy vanona, ary toa misy afo mandevona eo amin’ny molony.
Malagasy Bible 1865
Ny ratsy fanahy mihady lavaka fanimbana, Sady misy toy ny afo mahamay eo amin'ny molony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihady lavaka hampidi-doza ny ratsy fanahy sady misy toy ny afo mandoro eo amin’ny molony.
malagasy
Ny ratsy fanahy mihady lavaka fanimbana, Sady misy toy ny afo mahamay eo amin'ny molony.