Proverbs 16:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamafy fifandirana ny mpivadika ary mampisaraka ny tena mpisakaiza ny mpifosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olon-dratsy mamelona adiady, ary ny mpitati-bolana mampisaraka ny mpisakaiza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpihatsaravelatsihy manangana ady, ary ny mpanendrikendrika mampisaraka ny mpisakaiza.
Malagasy Bible 1865
Ny mpivadibadika mamafy ady; Ary ny mpibitsibitsika mampisaraka ny tena mpisakaiza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamafy fifandirana ny mpivadika ary mampisaraka ny tena mpisakaiza ny mpifosa.
malagasy
Ny mpivadibadika mamafy ady; Ary ny mpibitsibitsika mampisaraka ny tena mpisakaiza.