Proverbs 16:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manakimpy ny masony hieritreritra zava-dratsy sady manaikitraiki-molotra dia efa manatanteraka ny ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mikimpy maso hieritreri-pitaka, sy izay efa manaikitraiki-molotra, dia manao ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mikimpy maso sy manaikitraiki-molotra dia miteti-dratsy sy mikasa anao izany.
Malagasy Bible 1865
Izay manakimpy ny masony hieritreritra ny ratsy Sady manaikitraiki-molotra dia efa mikasa hanao ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manakimpy ny masony hieritreritra zava-dratsy sady manaikitraiki-molotra dia efa manatanteraka ny ratsy.
malagasy
Izay manakimpy ny masony hieritreritra ny ratsy Sady manaikitraiki-molotra dia efa mikasa hanao ratsy.