Proverbs 16:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satroboninahitra tsara tarehy ny volo fotsy; eo amin’ny lalan’ny fahamarinana no ahazoana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satroboninahitra ny volo fotsy; ary eo amin’ny lalan’ny fahamarinana no ahitana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satroboninahitra marevaka ny volo fotsy; fizorana amam-pahamarinana no ahazoana azy.
Malagasy Bible 1865
Satroboninahitra tsara tarehy ny volofotsy, Ao amin'ny lalan'ny fahamarinana no ahazoana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satroboninahitra tsara tarehy ny volo fotsy; eo amin’ny lalan’ny fahamarinana no ahazoana azy.
malagasy
Satroboninahitra tsara tarehy ny volofotsy, Ao amin'ny lalan'ny fahamarinana no ahazoana azy.