Proverbs 16:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny antsapaka dia atsipy ao ampofoany, fa ny fitsarana rehetra dia avy amin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona manipy ny filokana amin’ny soron’akanjo, fa avy amin’i Iaveh ihany izay fanapahana rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahontsankontsana ny kodiakely hahalalan-javatra fa izay mipoitra eo kosa dia avy amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ny filokana dia atsipy ao am-pofoany; Fa avy amin'i Jehovah ihany no isehoan'ny fitsarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny antsapaka dia atsipy ao ampofoany, fa ny fitsarana rehetra dia avy amin’NY TOMPO.
malagasy
Ny filokana dia atsipy ao am-pofoany; Fa avy amin'i Jehovah ihany no isehoan'ny fitsarany.