Proverbs 16:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zavatra rehetra nataon’NY TOMPO dia samy misy antony avokoa; eny, ny ratsy fanahy koa aza dia nataony ho amin’ny andro hahitan-doza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataon’i Iaveh ho amin’ny antony kendreny avokoa ny zavatra rehetra; ary na ny ratsy fanahy aza ho amin’ny andro mahory koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy misy antony avokoa ny zava-drehetra nataon’ny TOMPO; ka na dia ny ratsy fanahy aza dia nataony ho amin’ny androm-pamaizana.
Malagasy Bible 1865
Ny zavatra rehetra nataon'i Jehovah dia samy misy antony avokoa; Eny, ny ratsy fanahy koa aza dia nataony ho amin'ny andro hahitan-doza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zavatra rehetra nataon’NY TOMPO dia samy misy antony avokoa; eny, ny ratsy fanahy koa aza dia nataony ho amin’ny andro hahitan-doza.
malagasy
Ny zavatra rehetra nataon'i Jehovah dia samy misy antony avokoa; Eny, ny ratsy fanahy koa aza dia nataony ho amin'ny andro hahitan-doza.