Proverbs 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahavetavetana eo imason’NY TOMPO izay rehetra miavonavona am-po; azo antoka fa tsy ho afa-tsiny izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahavetavetana amin’i Iaveh ny miavona am-po rehetra; azo itompoana tokoa fa tsy ho afa-maina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halan’ny TOMPO ny olona miavona; azo antoka fa hofaiziny ireny.
Malagasy Bible 1865
Fahavetavetana eo imason'i Jehovah izay rehetra miavonavona am-po, Azo itompoana tokoa fa tsy maintsy hampijalina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahavetavetana eo imason’NY TOMPO izay rehetra miavonavona am-po; azo antoka fa tsy ho afa-tsiny izy ireo.
malagasy
Fahavetavetana eo imason'i Jehovah izay rehetra miavonavona am-po, Azo itompoana tokoa fa tsy maintsy hampijalina izy.[Heb. Azo ifandraisan-tanana; na: Hatramin'ny taranaka fara mandimby dia]