Proverbs 16:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny famindrampo sy ny fahamarinana no avotra amin’ny heloka, ary ny fahatahorana NY TOMPO no analavirana ny ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hatsaram-po amam-pahamarinana no anonerana ny heloka; ary ny fahatahorana an’i Iaveh no analavirana ny ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manafa-keloka ny fitiavana sy ny toetra mahatoky; ary ny fanajana ny TOMPO no ialana amin’ny ratsy.
Malagasy Bible 1865
Ny famindram-po sy ny fahamarinana no avotra amin'ny heloka; Ary ny fahatahorana an'i Jehovah no analavirana ny ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny famindrampo sy ny fahamarinana no avotra amin’ny heloka, ary ny fahatahorana NY TOMPO no analavirana ny ratsy.
malagasy
Ny famindram-po sy ny fahamarinana no avotra amin'ny heloka; Ary ny fahatahorana an'i Jehovah no analavirana ny ratsy.