Proverbs 16:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha sitraky NY TOMPO ny alehan’ny olona iray, na dia ny fahavalony aza dia hampihavaniny aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha sitrak’i Iaveh ny lalan’ny olona, na ny fahavalony aza hampihavaniny aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa sitraky ny TOMPO ny fitondrantenan’ny olona, na dia ny fahavalony aza ampihavaniny aminy.
Malagasy Bible 1865
Raha sitrak'i Jehovah ny alehan'ny olona, Na dia ny fahavalony aza dia hampihavaniny aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha sitraky NY TOMPO ny alehan’ny olona iray, na dia ny fahavalony aza dia hampihavaniny aminy.
malagasy
Raha sitrak'i Jehovah ny alehan'ny olona, Na dia ny fahavalony aza dia hampihavaniny aminy.