Proverbs 16:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fon’ny olona dia mihevitra tsara ny halehany, fa NY TOMPO ihany no mahalavorary ny diany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fon’ny olona no misaina izay halehany, fa i Iaveh ihany no mitondra ny diany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fon’ny olona no maminavina ny hizorany; fa ny TOMPO kosa no mandavorary ny diany.
Malagasy Bible 1865
Ny fon'ny olona mihevitra tsara ny halehany; Fa Jehovah ihany no mahalavorary ny diany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fon’ny olona dia mihevitra tsara ny halehany, fa NY TOMPO ihany no mahalavorary ny diany.
malagasy
Ny fon'ny olona mihevitra tsara ny halehany; Fa Jehovah ihany no mahalavorary ny diany.